|
|
|
|

Teny iditra1  miandry vava latsaka
Singan-teny  2 miandry, 3 vava, 4 latsaka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Tovy hevitra  7 miandry kendry tohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12